plt_tn/luk/08/32.md

487 B

Ary nisy andian-kisoa maro nisakafo teo akaikin'ny havoana

Ity dia omena toy ny fampahafantarana fototra mba hampidirana ireo kisoa.

nisakafo teo akaikin'ny havoana

"teo akaiky teo nihinana bozaka teo amin'ny havoana"

koa nivoka ireo demonia

Ny teny hoa "koa" dia nampiasaia eto mba hanazavana fa ny antony nivoahan'ireo demonia tao amin'ilay lehilahy dia satria Jesosy niteny azy ireo fa afaka mandeha mankao amin'ireo kisoa izy ireo.

nitratrevatreva

"nihazakazaka mafy"