16 lines
487 B
Markdown
16 lines
487 B
Markdown
|
# Ary nisy andian-kisoa maro nisakafo teo akaikin'ny havoana
|
||
|
|
||
|
Ity dia omena toy ny fampahafantarana fototra mba hampidirana ireo kisoa.
|
||
|
|
||
|
# nisakafo teo akaikin'ny havoana
|
||
|
|
||
|
"teo akaiky teo nihinana bozaka teo amin'ny havoana"
|
||
|
|
||
|
# koa nivoka ireo demonia
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoa "koa" dia nampiasaia eto mba hanazavana fa ny antony nivoahan'ireo demonia tao amin'ilay lehilahy dia satria Jesosy niteny azy ireo fa afaka mandeha mankao amin'ireo kisoa izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# nitratrevatreva
|
||
|
|
||
|
"nihazakazaka mafy"
|