plt_tn/luk/08/24.md

506 B

rano manonja

"ny onja mahery"

nitsahatra ireo

"nitsahatra ny rivotra sy onja"

Aiza ny finoanareo?

Jesosy niteny mafy azy ireo tamim-pahalemem- panahy satria tsy nahatoky Azy izy ireo fa hiahy azy ireo. DH: "Tokony nanam-pinoana ianareo" na '"Tokony nahatoky Ahy ianareo"

Iza moa ilay io ... manaiky Azy ireo?

''Karazan'olona manao ahoana ity ... manaiky Azy ireo?" Ity fanontaniana ity dia manambara ny fahatairana sy fifanjevona momban'ny fomba nafahan'i Jesosy nifehy ilay tafio-drivotra.