16 lines
506 B
Markdown
16 lines
506 B
Markdown
|
# rano manonja
|
||
|
|
||
|
"ny onja mahery"
|
||
|
|
||
|
# nitsahatra ireo
|
||
|
|
||
|
"nitsahatra ny rivotra sy onja"
|
||
|
|
||
|
# Aiza ny finoanareo?
|
||
|
|
||
|
Jesosy niteny mafy azy ireo tamim-pahalemem- panahy satria tsy nahatoky Azy izy ireo fa hiahy azy ireo. DH: "Tokony nanam-pinoana ianareo" na '"Tokony nahatoky Ahy ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Iza moa ilay io ... manaiky Azy ireo?
|
||
|
|
||
|
''Karazan'olona manao ahoana ity ... manaiky Azy ireo?" Ity fanontaniana ity dia manambara ny fahatairana sy fifanjevona momban'ny fomba nafahan'i Jesosy nifehy ilay tafio-drivotra.
|