plt_tn/luk/08/22.md

629 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy sy ireo mpianany avy eo nampiasa sambo hiampitana ny farihin'i Genesareta. Nianatra bebe kokoa ny momban'ny herin'i Jesosy tamin'ny alalan'ny tafio-drivotra izay niseho ireo mpianatra.

ny farihy

Ity dia ilay farihin'i Genesareta izay antsoina koa hoe Ranomasin'i Galilia.

dia lasa izy ireo

Ity fomba fiteny ity dia midika fa nanomboka nandeha nanerana ny farihy tao anatin'ny sambony izy ireo.

fa raha nandeha iny izy ireo

"raha iny lasa iny izy ireo"

resi-tory

"natory"

feno rano ny sambo

DH: "nahatonga onja mahery be ilay rivotra ka nanomboka feno rano ny sambo"