# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy sy ireo mpianany avy eo nampiasa sambo hiampitana ny farihin'i Genesareta. Nianatra bebe kokoa ny momban'ny herin'i Jesosy tamin'ny alalan'ny tafio-drivotra izay niseho ireo mpianatra. # ny farihy Ity dia ilay farihin'i Genesareta izay antsoina koa hoe Ranomasin'i Galilia. # dia lasa izy ireo Ity fomba fiteny ity dia midika fa nanomboka nandeha nanerana ny farihy tao anatin'ny sambony izy ireo. # fa raha nandeha iny izy ireo "raha iny lasa iny izy ireo" # resi-tory "natory" # feno rano ny sambo DH: "nahatonga onja mahery be ilay rivotra ka nanomboka feno rano ny sambo"