plt_tn/luk/07/02.md

240 B

izay tena najainy

"izay nomen'ilay kapiteny lanja" na "izay najainy"

nangataka mafy taminy

"niangavy taminy" na "nitalaho taminy"

mendrika izy

"mendrika ilay kapiteny"

ny firenenay

"ny olonay." Ity dia maneho ny olona Jiosy.