plt_tn/luk/07/02.md

16 lines
240 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay tena najainy
"izay nomen'ilay kapiteny lanja" na "izay najainy"
# nangataka mafy taminy
"niangavy taminy" na "nitalaho taminy"
# mendrika izy
"mendrika ilay kapiteny"
# ny firenenay
"ny olonay." Ity dia maneho ny olona Jiosy.