plt_tn/luk/06/39.md

949 B

Moa ve ny olona jamba afaka mitarika olona jamba iray hafa?

Jesosy nampiasa ity fanontaniana ity mba hampieritreritra ny olona momban'ny zavatra izay efa fantatr'izy ireo. Ity dia afaka soratana toy ny fanambarana. DH: "Fantantsika fa ny olona jamba dia tsy afaka hitarika olona jamba iray hafa"

olona jamba

Ny olona izay "jamba" dia sariteny ho an'ny olona izay nampianarina toy ny mpianatra.

mety hilatsaka any an-kady izy roa, sa tsia?

DH: "samy hilatsaka any an-davaka izy roa"

Ny mpianatra iray dia tsy lehibe noho ny mpampianany

"ny mpianatra dia tsy mihoatry ny mpampianany." Ireo dikany azo atao: 1) "Ny mpianatra dia tsy be fahalalana noho ny mpampianany" na 2) "Ny mpianatra dia tsy manam-pahefana mihoatra nohon'ny mpampianany."

fa izay rehetra nahatanteraka ny fiofanana dia hitovy amin'ny mpampianany

"ny mpianatra rehetra izay voaofana tsara" na "ny mpianatra rehetra izay nampianatra tanteraka azy ny mpampianany"