20 lines
949 B
Markdown
20 lines
949 B
Markdown
|
# Moa ve ny olona jamba afaka mitarika olona jamba iray hafa?
|
||
|
|
||
|
Jesosy nampiasa ity fanontaniana ity mba hampieritreritra ny olona momban'ny zavatra izay efa fantatr'izy ireo. Ity dia afaka soratana toy ny fanambarana. DH: "Fantantsika fa ny olona jamba dia tsy afaka hitarika olona jamba iray hafa"
|
||
|
|
||
|
# olona jamba
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay "jamba" dia sariteny ho an'ny olona izay nampianarina toy ny mpianatra.
|
||
|
|
||
|
# mety hilatsaka any an-kady izy roa, sa tsia?
|
||
|
|
||
|
DH: "samy hilatsaka any an-davaka izy roa"
|
||
|
|
||
|
# Ny mpianatra iray dia tsy lehibe noho ny mpampianany
|
||
|
|
||
|
"ny mpianatra dia tsy mihoatry ny mpampianany." Ireo dikany azo atao: 1) "Ny mpianatra dia tsy be fahalalana noho ny mpampianany" na 2) "Ny mpianatra dia tsy manam-pahefana mihoatra nohon'ny mpampianany."
|
||
|
|
||
|
# fa izay rehetra nahatanteraka ny fiofanana dia hitovy amin'ny mpampianany
|
||
|
|
||
|
"ny mpianatra rehetra izay voaofana tsara" na "ny mpianatra rehetra izay nampianatra tanteraka azy ny mpampianany"
|