plt_tn/luk/06/29.md

325 B

ny takolakao iray

"ny ilan'ny tavanao"

omeo azy koa ny ilany

Mety hanampy ny filazana ilay mamely izay ho ataony amin'ilay olona. DH: "Atodio ny tavanao mba afahany mamely ny ilany koa"

aza mihazona

"aza raràna izy haka"

Omeo izay rehetra mangataka aminao

"Raha misy mangataka zavatra aminao, omeo azy izany"