plt_tn/luk/06/29.md

16 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny takolakao iray
"ny ilan'ny tavanao"
# omeo azy koa ny ilany
Mety hanampy ny filazana ilay mamely izay ho ataony amin'ilay olona. DH: "Atodio ny tavanao mba afahany mamely ny ilany koa"
# aza mihazona
"aza raràna izy haka"
# Omeo izay rehetra mangataka aminao
"Raha misy mangataka zavatra aminao, omeo azy izany"