plt_tn/luk/06/27.md

32 lines
904 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany sy ny vahoaka izay mihaino Azy koa.
# aminareo izay mihaino
Manomboka miteny amin'ny vahoaka manontolo Jesosy eto, fa tsy ny mpianany irery.
# tiavo ... manaova ny tsara ... misaora ... mivavaha
Ny tsirairay amin'ireo didy ireo dia atao foana, fa tsy indray mandeha ihany.
# tiavo ny fahavalonareo
Izany dia tsy midika hoe ny fahavalo ihany no tiavin'izy ireo fa tsy ny naman'izy ireo. DH: "Tiavo ny fahavalonareo, fa tsy ny namanareo ihany!"
# tiavo ... manaova ny tsara
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, ary nampiarahana mba hanamafisana ny tiana lazaina.
# tahio ireo
Andriamanitra irery ihany no mitahy. DH: "Mangataha amin'Andriamanitra mba hitahy ireo"
# ireo izay manozona anareo
"ireo izay manozona anareo foana"
# ireo izay manao tsinotsinona anareo
"ireo izay manao tsinotsinona anareo foana"