plt_tn/luk/06/27.md

904 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany sy ny vahoaka izay mihaino Azy koa.

aminareo izay mihaino

Manomboka miteny amin'ny vahoaka manontolo Jesosy eto, fa tsy ny mpianany irery.

tiavo ... manaova ny tsara ... misaora ... mivavaha

Ny tsirairay amin'ireo didy ireo dia atao foana, fa tsy indray mandeha ihany.

tiavo ny fahavalonareo

Izany dia tsy midika hoe ny fahavalo ihany no tiavin'izy ireo fa tsy ny naman'izy ireo. DH: "Tiavo ny fahavalonareo, fa tsy ny namanareo ihany!"

tiavo ... manaova ny tsara

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, ary nampiarahana mba hanamafisana ny tiana lazaina.

tahio ireo

Andriamanitra irery ihany no mitahy. DH: "Mangataha amin'Andriamanitra mba hitahy ireo"

ireo izay manozona anareo

"ireo izay manozona anareo foana"

ireo izay manao tsinotsinona anareo

"ireo izay manao tsinotsinona anareo foana"