plt_tn/luk/05/18.md

587 B

Ary nisy lehilahy sasany tonga

Ireo dia olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mty manana fomba anehoana fa olona vaovao ireo.

voan'ny paralisisa

"tsy afaka nanetsika ny tenany"

tsy nahita fomba hampidirana azy tao anatiny izy ireo noho ireo vahoaka, noho izany

DH: "Fa noho ireo vahoaka, dia nahita fomba nitondrana ilay lehilahy tao anatiny izy ireo. Noho izany"

noho ireo vahoaka

Mazava fa ny antony tsy nafahan'izy ireo niditra dia ny vahoaka izay maro be ka dia tsy nisy efitrano ho an'izy ireo.

teo anoloan'i Jesosy

"teo anoloan'i Jesosy avy hatrany"