# Ary nisy lehilahy sasany tonga Ireo dia olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mty manana fomba anehoana fa olona vaovao ireo. # voan'ny paralisisa "tsy afaka nanetsika ny tenany" # tsy nahita fomba hampidirana azy tao anatiny izy ireo noho ireo vahoaka, noho izany DH: "Fa noho ireo vahoaka, dia nahita fomba nitondrana ilay lehilahy tao anatiny izy ireo. Noho izany" # noho ireo vahoaka Mazava fa ny antony tsy nafahan'izy ireo niditra dia ny vahoaka izay maro be ka dia tsy nisy efitrano ho an'izy ireo. # teo anoloan'i Jesosy "teo anoloan'i Jesosy avy hatrany"