plt_tn/luk/05/17.md

8 lines
269 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Indray andro rehefa nampianatra tao amin'ny trano be iray Jesosy, dia nisy lehilahy sasany nitondra lehilahy iray voan'ny paralisisa mba ho sitranina.
# Ary
Ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.