# Fampifandraisana ny foto-kevitra Indray andro rehefa nampianatra tao amin'ny trano be iray Jesosy, dia nisy lehilahy sasany nitondra lehilahy iray voan'ny paralisisa mba ho sitranina. # Ary Ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.