plt_tn/luk/04/40.md

16 lines
480 B
Markdown

# nametra-tanana tamin'ny
"nametraka ny tanany teo ambony" na "nikasika"
# Ireo demony ihany koa dia niala
Izany dia midika fa nahavita namoaka ny demonia tao amin'ilay olona nisy demonia Jesosy. DH: "nanery ny demonia hiala ihany koa Jesosy"
# nihiakiaka mafy sy nilaza hoe
Midika zavatra iray ihany ireo, ary mety maneho hiakan-tahotra na hatezerana. Ny dikateny sasany dia teny iray ihany no hampiasainy.
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy