plt_tn/luk/04/40.md

480 B

nametra-tanana tamin'ny

"nametraka ny tanany teo ambony" na "nikasika"

Ireo demony ihany koa dia niala

Izany dia midika fa nahavita namoaka ny demonia tao amin'ilay olona nisy demonia Jesosy. DH: "nanery ny demonia hiala ihany koa Jesosy"

nihiakiaka mafy sy nilaza hoe

Midika zavatra iray ihany ireo, ary mety maneho hiakan-tahotra na hatezerana. Ny dikateny sasany dia teny iray ihany no hampiasainy.

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy