plt_tn/luk/04/28.md

633 B

Ny olona rehetra tao amin'ny snagoga dia heniky ny hatezerana avokoa rehefa nandre ireo zavatra ireo

Ny olon'ny Nazareta dia tohina tanteraka tamin'i Jesosy nitanisa Soratra Masina izay nanampian' Andriamanitra ireo Jentilisa fa tsy ireo Jiosy.

nanery Azy hiala ny tanàna

"nanery Azy handao ny tanàna"

nandeha namakivaky teo afovoan'izy ireo Izy

"namakivaky teo afovoan'ny vahoaka" na "teo afovoan'ny olona izay niezaka ny hamono Azy."

lasa nandeha tany amin'ny toeran-kafa Izy

"nanohy ny lalany Izy" Jesosy nanadeha tany amin'ny toerana efa nomaniny andehanana fa tsy tany amin'ny naneren'ny olona Azy handehanana.