16 lines
633 B
Markdown
16 lines
633 B
Markdown
|
# Ny olona rehetra tao amin'ny snagoga dia heniky ny hatezerana avokoa rehefa nandre ireo zavatra ireo
|
||
|
|
||
|
Ny olon'ny Nazareta dia tohina tanteraka tamin'i Jesosy nitanisa Soratra Masina izay nanampian' Andriamanitra ireo Jentilisa fa tsy ireo Jiosy.
|
||
|
|
||
|
# nanery Azy hiala ny tanàna
|
||
|
|
||
|
"nanery Azy handao ny tanàna"
|
||
|
|
||
|
# nandeha namakivaky teo afovoan'izy ireo Izy
|
||
|
|
||
|
"namakivaky teo afovoan'ny vahoaka" na "teo afovoan'ny olona izay niezaka ny hamono Azy."
|
||
|
|
||
|
# lasa nandeha tany amin'ny toeran-kafa Izy
|
||
|
|
||
|
"nanohy ny lalany Izy" Jesosy nanadeha tany amin'ny toerana efa nomaniny andehanana fa tsy tany amin'ny naneren'ny olona Azy handehanana.
|