plt_tn/luk/03/18.md

736 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny tantara dia milaza izay hitranga amin'i Jaona fa tsy nitranga tamin'io andro io.

Niaraka tamin'ny fananarana maro hafa

"niaraka tamin'ny famporisihana mahery maro hafa"

Heroda mpanapaka

Heroda dia mpanapaka, fa tsy mpanjaka. Nametra fitsipika nanerana ny fanjakan'i Galilia fotsiny izy.

nohon'ny fanambadiana ny vadin-drahalahiny Herodiasy

"satria Heroda nanambady an'i Herodiasy, vadin'ny rahalahiny." Ratsy izany satria mbola velona ny rahalahin'i Heroda. Afaka atao mazava tsara izany. DH: "satria izy nanambady ny vadin'ny rahalahiny, Herodiasy, raha mbola velona ny rahalahiny"

nidiny tany am-ponja Jaona

"niteny ireo miaramilany izy mba handefa an'i Jaona ho ao am-ponja"