# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny tantara dia milaza izay hitranga amin'i Jaona fa tsy nitranga tamin'io andro io. # Niaraka tamin'ny fananarana maro hafa "niaraka tamin'ny famporisihana mahery maro hafa" # Heroda mpanapaka Heroda dia mpanapaka, fa tsy mpanjaka. Nametra fitsipika nanerana ny fanjakan'i Galilia fotsiny izy. # nohon'ny fanambadiana ny vadin-drahalahiny Herodiasy "satria Heroda nanambady an'i Herodiasy, vadin'ny rahalahiny." Ratsy izany satria mbola velona ny rahalahin'i Heroda. Afaka atao mazava tsara izany. DH: "satria izy nanambady ny vadin'ny rahalahiny, Herodiasy, raha mbola velona ny rahalahiny" # nidiny tany am-ponja Jaona "niteny ireo miaramilany izy mba handefa an'i Jaona ho ao am-ponja"