plt_tn/luk/03/01.md

891 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Araka ny nambaran'Isaia mpaminany mialoha, dia manomboka mitory vaovao mahafaly amin'ny olona i Jaona.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia mampahafantatra izay nitranga rehefa nanomboka ny asa fanompoany i Jaona.

Tamin'ny taona faha-dimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberie Kaisara

"Rehefa nanjaka nandritry ny dimy ambin'ny folo taona i Tiberie Kaisara"

Filipo ... Lysania

Ireo no anaran'ireo lehilahy

Itoria sy Trakonitisy ... Abilena

Ireo no anaran'ireo faritany

Nandritry ny fisoronam-ben'i Aniasy sy Kaiafa

"tamin'ny Aniasy sy Kaiafa mpisoronabe niara-nanompo." Aniasy dia mpisoronabe, ary ireo Jiosy dia nanohy nandray azy ho toy izany foana na dia taorian'ny nanondroan'ireo Romana ny vinanto lahiny, Kaiafa, hanolo azy ho mpisoronabe aza.

tonga ny tenin'Andriamanitra

"Andriamanitra niteny ny teniny"