plt_tn/luk/03/01.md

28 lines
891 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Araka ny nambaran'Isaia mpaminany mialoha, dia manomboka mitory vaovao mahafaly amin'ny olona i Jaona.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto dia mampahafantatra izay nitranga rehefa nanomboka ny asa fanompoany i Jaona.
# Tamin'ny taona faha-dimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberie Kaisara
"Rehefa nanjaka nandritry ny dimy ambin'ny folo taona i Tiberie Kaisara"
# Filipo ... Lysania
Ireo no anaran'ireo lehilahy
# Itoria sy Trakonitisy ... Abilena
Ireo no anaran'ireo faritany
# Nandritry ny fisoronam-ben'i Aniasy sy Kaiafa
"tamin'ny Aniasy sy Kaiafa mpisoronabe niara-nanompo." Aniasy dia mpisoronabe, ary ireo Jiosy dia nanohy nandray azy ho toy izany foana na dia taorian'ny nanondroan'ireo Romana ny vinanto lahiny, Kaiafa, hanolo azy ho mpisoronabe aza.
# tonga ny tenin'Andriamanitra
"Andriamanitra niteny ny teniny"