plt_tn/luk/02/45.md

28 lines
996 B
Markdown

# nony
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina teto mba hanamarihana tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fandikana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.
# tao an-tempoly
Ity dia maneho ny kianja manodidina ny tempoly. Ireo mpisorona ihany no afaka miditra ao an-tempoly. DH: "eo amin'ny kianjan'ny tempoly" na "any an-tempoly"
# teo afovoan'ny
Ity dia tsy midika ny afovoany marina. Fa kosa, midika hoe "eo amin'ireo" na "miaraka amin'ny" na "voadidina"
# ireo mpampianatra
"ireo mpampianatra relijiosy" na "ireo izay nampianatra ny olona ny momban' Andriamanitra"
# Izay rehetra nandre Azy dia gaga
Tsy takatr'izy ireo hoe ahoana no afahan'ny zaza lahy roa ambin'ny folo taona izay tsy nianatra ny ara-panahy mamaly tsara.
# tamin'ny fahalalany
"ahoana ny alehiben'ny fahazoany" na hoe "fa nahatakatra betsaka momban'Andriamanitra izy"
# ireo valin-teniny
"Ahoana ny hatsaran'ny famaliany azy ireo" na "fa namaly tsara ireo fanontanian'izy ireo Izy"