plt_tn/luk/02/45.md

996 B

nony

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina teto mba hanamarihana tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fandikana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.

tao an-tempoly

Ity dia maneho ny kianja manodidina ny tempoly. Ireo mpisorona ihany no afaka miditra ao an-tempoly. DH: "eo amin'ny kianjan'ny tempoly" na "any an-tempoly"

teo afovoan'ny

Ity dia tsy midika ny afovoany marina. Fa kosa, midika hoe "eo amin'ireo" na "miaraka amin'ny" na "voadidina"

ireo mpampianatra

"ireo mpampianatra relijiosy" na "ireo izay nampianatra ny olona ny momban' Andriamanitra"

Izay rehetra nandre Azy dia gaga

Tsy takatr'izy ireo hoe ahoana no afahan'ny zaza lahy roa ambin'ny folo taona izay tsy nianatra ny ara-panahy mamaly tsara.

tamin'ny fahalalany

"ahoana ny alehiben'ny fahazoany" na hoe "fa nahatakatra betsaka momban'Andriamanitra izy"

ireo valin-teniny

"Ahoana ny hatsaran'ny famaliany azy ireo" na "fa namaly tsara ireo fanontanian'izy ireo Izy"