plt_tn/luk/02/21.md

16 lines
419 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo lalàna nomen'Andriamanitra an'ireo mpino Jiosy dia nilaza azy ireo ny andro hamorana zazalahy sy ny sorona tokony entin'ireo ray aman-dreny.
# faran'ny andro fahavalo
"valo andro taorian'ny nahaterahany" na ''valo taona izy"
# nomena anarana hoe
Josefa sy Maria no nanome Azy ny anarany
# ilay anarana nomen'ny anjely Azy
DH: "ny anarana izay niantsoan'ny anjely Azy"