plt_tn/luk/02/21.md

419 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo lalàna nomen'Andriamanitra an'ireo mpino Jiosy dia nilaza azy ireo ny andro hamorana zazalahy sy ny sorona tokony entin'ireo ray aman-dreny.

faran'ny andro fahavalo

"valo andro taorian'ny nahaterahany" na ''valo taona izy"

nomena anarana hoe

Josefa sy Maria no nanome Azy ny anarany

ilay anarana nomen'ny anjely Azy

DH: "ny anarana izay niantsoan'ny anjely Azy"