plt_tn/luk/02/13.md

644 B

tafiky ny lanitra lehibe

Ny teny hoe "tafiky ny lanitra" eto dia mety maneho tafik'anjely ara-bakiteny, na mety ho sariteny ho an'ny vondron'anjely voalamina izany. DH: "vondron'anjely lehibe avy any an-danitra"

midera an'Andriamanitra

"manome dera an'Andriamanitra"

Voninahitra ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra

Ireo dikateny azo atao: 1) "manome haja an' Andriamanitra any amin'ny toerana avo indrindra" na 2) "manome ny haja ambony indrindra ho an' Andriamanitra."

hisy fiadanana anie eto an-tany eo amin'ny olona izay ankasitrahany

"hanana fiadanana anie ireo olona eto an-tany izay ankasitrahan'Andriamanitra"