# tafiky ny lanitra lehibe Ny teny hoe "tafiky ny lanitra" eto dia mety maneho tafik'anjely ara-bakiteny, na mety ho sariteny ho an'ny vondron'anjely voalamina izany. DH: "vondron'anjely lehibe avy any an-danitra" # midera an'Andriamanitra "manome dera an'Andriamanitra" # Voninahitra ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra Ireo dikateny azo atao: 1) "manome haja an' Andriamanitra any amin'ny toerana avo indrindra" na 2) "manome ny haja ambony indrindra ho an' Andriamanitra." # hisy fiadanana anie eto an-tany eo amin'ny olona izay ankasitrahany "hanana fiadanana anie ireo olona eto an-tany izay ankasitrahan'Andriamanitra"