plt_tn/luk/02/10.md

664 B

Aza matahotra

"Aza matahotra intsony"

izay hitondra hafaliana lehibe ho an'ny olona rehetra

"izay hamalifaly be ny olona rehetra"

ny olona rehetra

Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona Jiosy ity. Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona rehetra ity.

tanànan'i Davida

Ity dia maneho an'i Betlehema

Izao no famantarana izay homena anareo

"Andriamanitra dia hanome anareo izao famantarana izao" na "Hahita izao famantarana izao avy amin'Andriamanitra ianareo"

ilay famantarana

"ilay porofo." Na ity mety ho famantarana hanaporofoina fa marina izay voalazan'ny anjely, na mety ho famantarana izay manampy ireo mpiandry ondry hahafantatra ilay zaza.