plt_tn/luk/02/10.md

24 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza matahotra
"Aza matahotra intsony"
# izay hitondra hafaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
"izay hamalifaly be ny olona rehetra"
# ny olona rehetra
Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona Jiosy ity. Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona rehetra ity.
# tanànan'i Davida
Ity dia maneho an'i Betlehema
# Izao no famantarana izay homena anareo
"Andriamanitra dia hanome anareo izao famantarana izao" na "Hahita izao famantarana izao avy amin'Andriamanitra ianareo"
# ilay famantarana
"ilay porofo." Na ity mety ho famantarana hanaporofoina fa marina izay voalazan'ny anjely, na mety ho famantarana izay manampy ireo mpiandry ondry hahafantatra ilay zaza.