plt_tn/luk/01/59.md

660 B

Ary tamin'ny andro fahavalo no nitrangan'izany

"Rehefa valo taona ny zaza" na "Avy eo, valo andro aorian'ny nahaterahan'ny zaza"

izy ireo

Ity dia mety maneho an'i Zakaria ary ireo namana sy havan'i Elizabeta.

mba hamora ny zaza

Ity matetika dia lanonana izay hamoran'ny olona iray ny zaza ary eo ny namana mba hankalaza miaraka amin'ny fianakaviana. DH: "ho an'ny lanonana famoran-jaza"

saika ho antsoin'izy ireo izy hoe

"saika ho antsoin'izy ireo izy hoe" na "Te-hanome azy ilay anarana izy ireo." Izany no fomban-drazana tena izy.

araka ny anaran-drainy

"ny anaran'ny rainy"

amin'izany anarana izany

'"mitovy amin'izany anarana izany"