plt_tn/luk/01/59.md

24 lines
660 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary tamin'ny andro fahavalo no nitrangan'izany
"Rehefa valo taona ny zaza" na "Avy eo, valo andro aorian'ny nahaterahan'ny zaza"
# izy ireo
Ity dia mety maneho an'i Zakaria ary ireo namana sy havan'i Elizabeta.
# mba hamora ny zaza
Ity matetika dia lanonana izay hamoran'ny olona iray ny zaza ary eo ny namana mba hankalaza miaraka amin'ny fianakaviana. DH: "ho an'ny lanonana famoran-jaza"
# saika ho antsoin'izy ireo izy hoe
"saika ho antsoin'izy ireo izy hoe" na "Te-hanome azy ilay anarana izy ireo." Izany no fomban-drazana tena izy.
# araka ny anaran-drainy
"ny anaran'ny rainy"
# amin'izany anarana izany
'"mitovy amin'izany anarana izany"