plt_tn/luk/01/56.md

484 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Elizabeta niteraka ny zanany dia avy eo Zakaria nanome anarana ny zanak'izy ireo.

nody tany an-tranony

"Maria niverina tany an-tranony (tranon'i Maria)" na "Maria niverina tany amin'ny tranony manokana"

Ary

Ity teny ity dia manambara ny fiantombohan'ny tranga manaraka ao amin'ilay tantara.

Ireo mpiara-monina aminy sy ireo havany

"Mpiara-monina sy havan'i Elizabeta"

nampiseho ny famindram-pony lehibe taminy

"tsara fanahy taminy"