# Fampifandraisana ny foto-kevitra Elizabeta niteraka ny zanany dia avy eo Zakaria nanome anarana ny zanak'izy ireo. # nody tany an-tranony "Maria niverina tany an-tranony (tranon'i Maria)" na "Maria niverina tany amin'ny tranony manokana" # Ary Ity teny ity dia manambara ny fiantombohan'ny tranga manaraka ao amin'ilay tantara. # Ireo mpiara-monina aminy sy ireo havany "Mpiara-monina sy havan'i Elizabeta" # nampiseho ny famindram-pony lehibe taminy "tsara fanahy taminy"