plt_tn/lev/27/16.md

670 B

ny lanjan'ny voa ilaina volena

DH: "ny sandan'ny voa izay ilain'ny olona iray mba hambolena"

vary hordea iray homera ho tombanana

ETo, ny "homera" dia mampiseho ny ampahan-tany izay ilaina mila vary hordea mba hambolena mandrakotra izany. DH: "ampahan-tany izay mila vary hordea iray homera mba hambolena mandrakotra izany dia hitombana" na "ny tomban'ny tany izany mila vary hordea iray homera dia"

homera

Ny iray homera dia 220 litatra.

sekely volafotsy dimapolo

Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy dimampolo, izay folo grama isaky ny singany" na "volafotsy dimanjato grama"