# ny lanjan'ny voa ilaina volena DH: "ny sandan'ny voa izay ilain'ny olona iray mba hambolena" # vary hordea iray homera ho tombanana ETo, ny "homera" dia mampiseho ny ampahan-tany izay ilaina mila vary hordea mba hambolena mandrakotra izany. DH: "ampahan-tany izay mila vary hordea iray homera mba hambolena mandrakotra izany dia hitombana" na "ny tomban'ny tany izany mila vary hordea iray homera dia" # homera Ny iray homera dia 220 litatra. # sekely volafotsy dimapolo Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy dimampolo, izay folo grama isaky ny singany" na "volafotsy dimanjato grama"