plt_tn/lev/27/11.md

12 lines
444 B
Markdown

# raha toa ka maloto ...mba tsy haneken'i Yaveh izany
Raha tsy hanaiky biby ho fanatitra i Yaveh, ilay biby dia resahin atoy ny hoemaloto ara-bakiteny. Mety ho maloto izany satria karazam-biby ihany na satria misy kilema. DH: "raha toa ka tsy ho eken'i Yaveh ilay"
# tombana ivarotana
Io dia ny tomban'ny biby izay mendrika ny hividianan'ny olona izany araka ny tokony ho izy.
# maniry ny hanavotra izany
"maniry ny hiverina hividy izany"