plt_tn/lev/27/11.md

444 B

raha toa ka maloto ...mba tsy haneken'i Yaveh izany

Raha tsy hanaiky biby ho fanatitra i Yaveh, ilay biby dia resahin atoy ny hoemaloto ara-bakiteny. Mety ho maloto izany satria karazam-biby ihany na satria misy kilema. DH: "raha toa ka tsy ho eken'i Yaveh ilay"

tombana ivarotana

Io dia ny tomban'ny biby izay mendrika ny hividianan'ny olona izany araka ny tokony ho izy.

maniry ny hanavotra izany

"maniry ny hiverina hividy izany"