plt_tn/lev/27/01.md

8 lines
466 B
Markdown

# Raha misy olona manao voady miavaka amin'i Yaveh
Eto, ilay voady dia ahitana ny fanoloran-tena na olona hafa ho an'Andriamanitra. DH: "raha misy mivoady hanome olona ho an'Andriamanitra"
# ampiasao ireo tombam-bidy mifanaraka aminy
Azony atao ny manome volafotsy maro, raha tokony ho olona. DH: "mpiasao ireo tombam-bidy mifanaraka amin'izany mba ho fanomezana ho an'Andriamanitra hasolo ny olona" na "omeo an'Andriamanitra volafotsy maro raha tokony ho olona"