plt_tn/lev/27/01.md

466 B

Raha misy olona manao voady miavaka amin'i Yaveh

Eto, ilay voady dia ahitana ny fanoloran-tena na olona hafa ho an'Andriamanitra. DH: "raha misy mivoady hanome olona ho an'Andriamanitra"

ampiasao ireo tombam-bidy mifanaraka aminy

Azony atao ny manome volafotsy maro, raha tokony ho olona. DH: "mpiasao ireo tombam-bidy mifanaraka amin'izany mba ho fanomezana ho an'Andriamanitra hasolo ny olona" na "omeo an'Andriamanitra volafotsy maro raha tokony ho olona"