plt_tn/lev/26/44.md

699 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Io dia mamarana ny hafatr'Andriamanitra amin'i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay ny amin'ny fitahiana nohon'ny fankatoavana sy ny famaizana nohon'ny tsy fankatoavana.

hotsaroiko ho azy ireo ny fanekena niaraka tamin'ireo razambeny

"Ny "tsarovana" dia fomba fiteny izay midika hoe "tadidiana hatrany." Eto, izany dia mampiseho ny fanatanterahana ny fanekeny tamin'ny razamben'izy ireo"

teo imason'ireo firenena

Io dia mampiseho ny fahalalan'ireo firenena. DH: "amin'ny fahalalan'nireo firenenana" na "ary ireo firenena dia nahalala ny amin'izany"

ireo firenena

Io dia mampiseho ireo vahoakan'ny firenena. DH: "eo imason'ireo vahoakan'ny firenena"