# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Io dia mamarana ny hafatr'Andriamanitra amin'i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay ny amin'ny fitahiana nohon'ny fankatoavana sy ny famaizana nohon'ny tsy fankatoavana. # hotsaroiko ho azy ireo ny fanekena niaraka tamin'ireo razambeny "Ny "tsarovana" dia fomba fiteny izay midika hoe "tadidiana hatrany." Eto, izany dia mampiseho ny fanatanterahana ny fanekeny tamin'ny razamben'izy ireo" # teo imason'ireo firenena Io dia mampiseho ny fahalalan'ireo firenena. DH: "amin'ny fahalalan'nireo firenenana" na "ary ireo firenena dia nahalala ny amin'izany" # ireo firenena Io dia mampiseho ireo vahoakan'ny firenena. DH: "eo imason'ireo vahoakan'ny firenena"