16 lines
1.1 KiB
Markdown
16 lines
1.1 KiB
Markdown
# im-pito
|
|
|
|
Eto, ny "im-pito" dia tsy ara-bakiteny. Io dia midika fa Yaveh dia hampitombo ny fahasarotan'ny fanasaziana azy ireo.
|
|
|
|
# Handrava ny avonavonareo anatin'ny herinareo Aho
|
|
|
|
Ny fampiasana hery mba tsy hampirehareha azy ireo dia resahina toy ny hoe manapaka ny avonavon'izy ireo. DH: "hanasazy anareo Aho ary hamarana ny avonavona izay hahatsapanareo ny herinareo" sy "hanasazy anareo Aho mba tsy hireharehanareo amin'ny herinareo intsony"
|
|
|
|
# Hanao ny lanitra eo amboninareo ho toy ny vy Aho ary ny taninareo tahaka ny varahina
|
|
|
|
Io dia midika fa Andriamanitra dia hampitsahatra ny orana milatsaka any amin'ny lanitra. Izany dia hahatonga ny tany ho mafy ka tsy hahafahan'ny olona mamafy voa na mamokatra.
|
|
|
|
# Hampiasaina amin'ny zava-poana ny tanjakareo
|
|
|
|
Ny fiasana mafy dia resahina toy ny hoe izy ireo dia mampiasa ny herin'izy ireo mandra-pahalany ny heriny izy ireo. Ny andian-teny "zava-poana" dia midika fa izy ireo dia tsy hahazo na inona na inona amin'ny fiasana mafy. DH: "Hiasa mafy amin-java-poana ianareo" na "hiasa mafy ianareo, kanefa tsy hahazo na inona na inona tsara avy amin'ny fiasana mafy"
|