plt_tn/lev/25/08.md

622 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona.

hisy Sabata fito ny taona

"hametraka Sabata fito ao anatin'ny fito taona"

sivy amby efapolo taona

"49 taona"

ny andro fahafolon'ny volana fahafito

Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiafaran'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

Andron'ny Fanavotana

Amin'io andro io, isan-taona, ny mpisoronabe dia manao sorona ho an'i Yaveh mba hamelan'i Yaveh ny fahotan'y vahoakn'Israely rehetra. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 23:26.