# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona. # hisy Sabata fito ny taona "hametraka Sabata fito ao anatin'ny fito taona" # sivy amby efapolo taona "49 taona" # ny andro fahafolon'ny volana fahafito Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiafaran'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana. # Andron'ny Fanavotana Amin'io andro io, isan-taona, ny mpisoronabe dia manao sorona ho an'i Yaveh mba hamelan'i Yaveh ny fahotan'y vahoakn'Israely rehetra. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 23:26.