plt_tn/lev/24/01.md

12 lines
348 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.
# diloilo tsy mifangaro vita tamin'ny oliva
"menaka oliva tsy mifangaro"
# fanilo
Io dia manondro ny jiro na ny jiro ao amin'ny trano-lay masin'i Yaveh. DH: "ny jiro izay ao amin'ny trano-lay fihaonana"